# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireto andininy ireto dia manome fanazavana bebe kokoa momban'i Simona sy ireo Samaritana sasany tonga mba hino an'i Jesosy. # natao batisa izy ireo DH: "nataon'i Filipo Batisa izy ireo" na "nanao Batisa ireo mpino vaovao i Filipo" # Na i Simona aza dia nino DH: "I Simona ihany koa dia anisan'ny ray amin'ireo izay nino" # nanaovana batisa azy DH: "nanao Batisa an'i Simona i Filipo" # Rehefa nahita ireo famantarana sy asa lehibe izay niseho izy, dia gaga "gaga i Simona rehefa nahita an'i Filipo nanao ireo famantarana sy fahagagana lehibe"