plt_tn/act/08/04.md

552 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no manomboka ny tantaran'i Filipo izay nofidian'ny olona ho diakona.

izay niparitaka

Ny antony ny niparitahana, fanenjehana dia efa voalaza tany aloha. DH: "izay nitsaoka ny fanenjehana lehibe ary nandeha"

nidina teny an-tanàn-dehiben'ny Samaria

Ny teny "nidina" no nampiasaina teto satria i Samaria dia iva kokoa raha ampitahana amin'i Jerosalema.

nitory an'i Kristy tamin'izy ireo

Ny fiantsoana hoe "Kristy" dia manambara an'i Jesosy, ilay Messia DH: "niteny azy ireo fa i Jesosy dia ilay Messia"