plt_tn/act/08/04.md

16 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no manomboka ny tantaran'i Filipo izay nofidian'ny olona ho diakona.
# izay niparitaka
Ny antony ny niparitahana, fanenjehana dia efa voalaza tany aloha. DH: "izay nitsaoka ny fanenjehana lehibe ary nandeha"
# nidina teny an-tanàn-dehiben'ny Samaria
Ny teny "nidina" no nampiasaina teto satria i Samaria dia iva kokoa raha ampitahana amin'i Jerosalema.
# nitory an'i Kristy tamin'izy ireo
Ny fiantsoana hoe "Kristy" dia manambara an'i Jesosy, ilay Messia DH: "niteny azy ireo fa i Jesosy dia ilay Messia"