36 lines
1.1 KiB
Markdown
36 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Amin'ity andininy ity ny tantara dia niala avy tamin' i Stefana ary mifindra any amin'i Saoly.
|
|
|
|
# Ka nanomboka ... ankoatra ireo apostoly
|
|
|
|
Ny fizaran'ity andininy 1 ity dia mampahafantatra ny moban'ny fanejehana izay nanomboka taorian'ny nahafatesan'i Stefana. Io dia manazava ny antony nanenjehan' i Saoly ireo mpino ao amin'ny andininy faha 3.
|
|
|
|
# tamin'io andro io
|
|
|
|
Ilay andro nahafatesan'i Stefana. (jereo: 7:59)
|
|
|
|
# ireo mpino rehetra dia niparitaka
|
|
|
|
Io dia filazana masaka mba hanehoana fa betsaka ny isan'ireo mpino nandao an'i Jerosalema noho ny fanenjehana.
|
|
|
|
# ankoatra ireo apostoly
|
|
|
|
Io fanambarana io dia midika fa mbola nijanona tao Jerosalema irep Apostoly na dia niharan'ny fanenjehana lehibe ary izy ireo.
|
|
|
|
# Ireo lehilahy matahotra anÁndriamanitra
|
|
|
|
'Lehilahy izay matahotra an'Andriamanitra"
|
|
|
|
# nanao hira fisaonana azy
|
|
|
|
"nanao fisaonana lehibe tamin'ny fahafatesany"
|
|
|
|
# naka ireo lehilahy sy ireo vehivavy
|
|
|
|
Naka an-kery ireo mpino Jiosy tao an-tranony i Saoly ary nandefa azy ireo tany am-ponja.
|
|
|
|
# ireo lehilahy sy ireo vehivavy
|
|
|
|
Io dia manambara ireo lehilahy aman-behivavy izay nino an'i Jesosy.
|