1.1 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Amin'ity andininy ity ny tantara dia niala avy tamin' i Stefana ary mifindra any amin'i Saoly.
Ka nanomboka ... ankoatra ireo apostoly
Ny fizaran'ity andininy 1 ity dia mampahafantatra ny moban'ny fanejehana izay nanomboka taorian'ny nahafatesan'i Stefana. Io dia manazava ny antony nanenjehan' i Saoly ireo mpino ao amin'ny andininy faha 3.
tamin'io andro io
Ilay andro nahafatesan'i Stefana. (jereo: 7:59)
ireo mpino rehetra dia niparitaka
Io dia filazana masaka mba hanehoana fa betsaka ny isan'ireo mpino nandao an'i Jerosalema noho ny fanenjehana.
ankoatra ireo apostoly
Io fanambarana io dia midika fa mbola nijanona tao Jerosalema irep Apostoly na dia niharan'ny fanenjehana lehibe ary izy ireo.
Ireo lehilahy matahotra anÁndriamanitra
'Lehilahy izay matahotra an'Andriamanitra"
nanao hira fisaonana azy
"nanao fisaonana lehibe tamin'ny fahafatesany"
naka ireo lehilahy sy ireo vehivavy
Naka an-kery ireo mpino Jiosy tao an-tranony i Saoly ary nandefa azy ireo tany am-ponja.
ireo lehilahy sy ireo vehivavy
Io dia manambara ireo lehilahy aman-behivavy izay nino an'i Jesosy.