plt_tn/act/07/51.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tamin'ny fitenenana mafy nefa tamin-panajana no namaranan'i Stefana ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay niantomboka tao amin'ny 7:1 .

Ireo olona izay mafy hatoka

I Stefana dia nisarika tamin'ny famantarana niaraka tamin'ireo mpitarika Jiosy mba hitenenany mafy azy ireo

mafy hatoka

Io dia tsy midika hoe mafy ny hatok'izy ireo fa hoe "mafy loha"izy ireo."

tsy voafora ao am-po sy sofina

Ireo Jiosy dia nandray ireo olona tsy voafora ho tsy mankatoa an'Andriamanitra. Nampiasa ny "fo" sy "sofina" i Stefana eto mba hisolona tena ireo mpitarika Jiosy izay nanao toy ny fanaon'ny Jentilisa rehefa tsy manao na tsy mihaino an Andriamanitra izy ireo. DH: Ianareo dia mandà tsy hankatoa sy hihaino"

Iza tamin'ireo razanareo no tsy nanenjika mpaminany?

Nametraka io fanontaniana io i Stefana mba nampisehoana azy ireo fa tsy nandray lesona tamin'ny lesok'ireo razambe izy ireo. DH: "Novonoin'ireo razambe anareo ny mpaminany rehetra"

ilay Fahamarinana

Io dia manambara an'i Kristy ilay Messia.

ianareo dia lasa mpamadika sy mpamono azy koa

"ianareo dia namadika sy namono Azy"

mpamono azy

"mpamono ilay fahamarinana" na "mpamono an'i Kristy"

ny lalàna izay napetrak'ireo anjely

"ireo lalàna izay nataon'Andriamanitra mba omen'ireo anjely hoany ireo razambe antsika"