plt_tn/act/07/51.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tamin'ny fitenenana mafy nefa tamin-panajana no namaranan'i Stefana ny valinteniny tamin'ny mpisoronabe sy ny filan-kevitra izay niantomboka tao amin'ny 7:1 .
# Ireo olona izay mafy hatoka
I Stefana dia nisarika tamin'ny famantarana niaraka tamin'ireo mpitarika Jiosy mba hitenenany mafy azy ireo
# mafy hatoka
Io dia tsy midika hoe mafy ny hatok'izy ireo fa hoe "mafy loha"izy ireo."
# tsy voafora ao am-po sy sofina
Ireo Jiosy dia nandray ireo olona tsy voafora ho tsy mankatoa an'Andriamanitra. Nampiasa ny "fo" sy "sofina" i Stefana eto mba hisolona tena ireo mpitarika Jiosy izay nanao toy ny fanaon'ny Jentilisa rehefa tsy manao na tsy mihaino an Andriamanitra izy ireo. DH: Ianareo dia mandà tsy hankatoa sy hihaino"
# Iza tamin'ireo razanareo no tsy nanenjika mpaminany?
Nametraka io fanontaniana io i Stefana mba nampisehoana azy ireo fa tsy nandray lesona tamin'ny lesok'ireo razambe izy ireo. DH: "Novonoin'ireo razambe anareo ny mpaminany rehetra"
# ilay Fahamarinana
Io dia manambara an'i Kristy ilay Messia.
# ianareo dia lasa mpamadika sy mpamono azy koa
"ianareo dia namadika sy namono Azy"
# mpamono azy
"mpamono ilay fahamarinana" na "mpamono an'i Kristy"
# ny lalàna izay napetrak'ireo anjely
"ireo lalàna izay nataon'Andriamanitra mba omen'ireo anjely hoany ireo razambe antsika"