plt_tn/act/07/44.md

24 lines
922 B
Markdown

# tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona
Ilay lay izay nametrahana ilay vata nisy vato voasokitra misy ireo didy folo.
# tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona ... ilay tranolay
Ireo fehezanteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy
# ireo fananan'ireo firenena
"amin'ireo fananan'ireo firenena." Tafiditra ao anatin'izany ny tany, trano, vokatra, biby fiompy sy ireo fananan'ny firenena rehetra izay azon'Israely.
# ireo firenena
io dia manambara ireo olona izay efa niaina teo amin'ilay tany mialohan'Israely. DH: "ny olona izay niaina taloha teto"
# nitoetra tao amin'ilay tany nandritry ny andron'i Davida
Ilay vata dia nipetraka tao anatin'ilay tranolay nandritran'ny andron'i Davida mpanjakan' Israely.
# toerana honenana ho an'Andriamanitr'i Jakoba
"trano hoan'ilay vata izay sady afaka hipetrahan'i Davida." I Davida izay nitady toerana hoasina ilay vata mba hitoerany ao Jerosalema fa tsy ao anaty lay.