922 B
922 B
tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona
Ilay lay izay nametrahana ilay vata nisy vato voasokitra misy ireo didy folo.
tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona ... ilay tranolay
Ireo fehezanteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy
ireo fananan'ireo firenena
"amin'ireo fananan'ireo firenena." Tafiditra ao anatin'izany ny tany, trano, vokatra, biby fiompy sy ireo fananan'ny firenena rehetra izay azon'Israely.
ireo firenena
io dia manambara ireo olona izay efa niaina teo amin'ilay tany mialohan'Israely. DH: "ny olona izay niaina taloha teto"
nitoetra tao amin'ilay tany nandritry ny andron'i Davida
Ilay vata dia nipetraka tao anatin'ilay tranolay nandritran'ny andron'i Davida mpanjakan' Israely.
toerana honenana ho an'Andriamanitr'i Jakoba
"trano hoan'ilay vata izay sady afaka hipetrahan'i Davida." I Davida izay nitady toerana hoasina ilay vata mba hitoerany ao Jerosalema fa tsy ao anaty lay.