plt_tn/act/07/33.md

636 B

Esory ny kapa

Niteny izany an'i Mosesy Andriamanitra mba ho fanomezam-boninahitra Azy.

fa io toerana izay hijoronao io dia tany masina

Ny fampahafantarana tiana ho lazaina eto dia izay toerana hisehoan'Andriamanitra dia ny faritra rehetra manodidina an'io dia raisina ho tany masina noho i Andriamanitra.

hitako tokoa

Ny teny hoe "tokoa" dia manamafy ilay zavatra hita.

vahoakako

Io dia manamafy fa ireo olona ireo dia an'Andriamanitra. DH: "Ireo taranak'i Abrahama, Isaka, ary i Jakoba"

efa nidina nanavotra azy ireo

"ny tenako no hanafaka azy ireo"

koa ankehitriny

"miomana." Eto Andriamanitra dia nanome baiko