# Esory ny kapa Niteny izany an'i Mosesy Andriamanitra mba ho fanomezam-boninahitra Azy. # fa io toerana izay hijoronao io dia tany masina Ny fampahafantarana tiana ho lazaina eto dia izay toerana hisehoan'Andriamanitra dia ny faritra rehetra manodidina an'io dia raisina ho tany masina noho i Andriamanitra. # hitako tokoa Ny teny hoe "tokoa" dia manamafy ilay zavatra hita. # vahoakako Io dia manamafy fa ireo olona ireo dia an'Andriamanitra. DH: "Ireo taranak'i Abrahama, Isaka, ary i Jakoba" # efa nidina nanavotra azy ireo "ny tenako no hanafaka azy ireo" # koa ankehitriny "miomana." Eto Andriamanitra dia nanome baiko