plt_tn/act/06/02.md

28 lines
799 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "ianarao" dia manambara ireo mpino
# Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "isika"sy "izahay" eto dia manambara ireo Apostoly 12 lahy.
# mandao ny tenin'Andriamanitra
Io dia fanitarana mba hanamafisana ny maha zava-dehibe ny asan'izy ieo izay mampianatra ny tenin'Andriamanitra. DH: "atsaharo ny fitoriana sy fampianarana ny tenin'Andriamanitra"
# hikarakara ireo latabatra
Io fehezanteny io dia manambara hoe manolotra sakafo hoan'ny olona.
# lehilahy tsara laza
"ireo lehilahy izay fanta-bahoaka fa tsara" na "ireo lehilahy izay nahatokisan'ny olona"
# izany raharaha izany
"ho tompon'andraikitra hanao io asa io"
# ny fampianarana ny teny
tsara raha ampina fanazavana bebe kokoa. DH: "ny fampianarana sy fitoriana ny teny"