plt_tn/act/06/02.md

799 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny "ianarao" dia manambara ireo mpino

Fanpahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny hoe "isika"sy "izahay" eto dia manambara ireo Apostoly 12 lahy.

mandao ny tenin'Andriamanitra

Io dia fanitarana mba hanamafisana ny maha zava-dehibe ny asan'izy ieo izay mampianatra ny tenin'Andriamanitra. DH: "atsaharo ny fitoriana sy fampianarana ny tenin'Andriamanitra"

hikarakara ireo latabatra

Io fehezanteny io dia manambara hoe manolotra sakafo hoan'ny olona.

lehilahy tsara laza

"ireo lehilahy izay fanta-bahoaka fa tsara" na "ireo lehilahy izay nahatokisan'ny olona"

izany raharaha izany

"ho tompon'andraikitra hanao io asa io"

ny fampianarana ny teny

tsara raha ampina fanazavana bebe kokoa. DH: "ny fampianarana sy fitoriana ny teny"