plt_tn/act/05/35.md

831 B

tandremo tsara

"saino tsara ny momban'ny" na "mitandrema amin'ny". I Gamaliela dia nampitandrina azy ireo mba tsy hanao zavatra izay hanenenan'izy ireo any aoriana.

nilaza ny tenany ho

"nilaza ny tenany ho olona manan-danja"

Novonoina izy

DH: "novonoin'ny olona izy"

ireo rehetra izay nanaiky azy dia niparitaka ary tonga tsinontsinona

DH: "Ireo olona izay niparitaka dia ireo izay nankatoa azy" na "ireo rehetra izay nankatoa azy dia samy nandeha any amin'ny lalan-kafa"

tonga tsinontsinona

Izany dia midika fa tsy fantany intsony izay zavatra nokasainy.

Avy eo io lehilahy io

Avy eo i Teodasy

tamin'ny andron'ny fanisana

nandritran'ny fotoan'ny fanisana"

nitaona olona maromaro hanaraka azy

Izany dia midika fa nandresy lahatra olona maro hikomy hiaraka aminy hanohitra ny governemanta Romana izy.