plt_tn/act/05/35.md

32 lines
831 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tandremo tsara
"saino tsara ny momban'ny" na "mitandrema amin'ny". I Gamaliela dia nampitandrina azy ireo mba tsy hanao zavatra izay hanenenan'izy ireo any aoriana.
# nilaza ny tenany ho
"nilaza ny tenany ho olona manan-danja"
# Novonoina izy
DH: "novonoin'ny olona izy"
# ireo rehetra izay nanaiky azy dia niparitaka ary tonga tsinontsinona
DH: "Ireo olona izay niparitaka dia ireo izay nankatoa azy" na "ireo rehetra izay nankatoa azy dia samy nandeha any amin'ny lalan-kafa"
# tonga tsinontsinona
Izany dia midika fa tsy fantany intsony izay zavatra nokasainy.
# Avy eo io lehilahy io
Avy eo i Teodasy
# tamin'ny andron'ny fanisana
nandritran'ny fotoan'ny fanisana"
# nitaona olona maromaro hanaraka azy
Izany dia midika fa nandresy lahatra olona maro hikomy hiaraka aminy hanohitra ny governemanta Romana izy.