plt_tn/act/05/26.md

20 lines
1006 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ny lehiben'ny mpiambina sy ireo manam-boninahitra dia nitondra ireo Apostoly teo anatrehan'ny filan-kevitrin'ny mpitarika Jiosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "izy ireo" eto amin'ity fizarana ity dia manambara ny lehiben'ny mpiambina sy ireo manam-boninahitra. Ao anatin'ny fehezanteny "natahotra ny vahoaka izy ireo fandrao ho torahany vato" ny teny ïzy ireo" eto dia manambara ilay lehiben'ny mpiambina sy ireo manam-boninahitra. Ary ny "izy ireo" hafa kosa dia manambara an'ireo Apostoly.
# amin'io anarana io
Ny teny hoe "anarana" eto dia manambara an'i Jesosy. DH: "tsy hiresaka momban'i Jesosy intsony."
# nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema
DH: "Ianareo dia nampianatra ny rehetra tao ao Jerosalema ny momba Azy"
# maniry ny hitondra ny ràn'io lehilahy io ho eo aminay
Eto ny teny hoe "rà" dia manambara ny fahafatesan'i Jesosy . DH: "faniriana hiampangana antsika ho tompon'andraikitra tamin'ny nahafatesan'io lehilahy io"