plt_tn/act/04/34.md

414 B

nanana tany na trano misoratra aminy

Io fehezanteny io dia midika fa izy ireo dia raki-tsoratra manamarina mampiseho fa izy ireo dia manana tany sy trano.

napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly

DH: "nanolotra izany teo amin'ireo Apostoly" na "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly"

nozaraina tamin'ny olona tsirairay arak'izay ilain'izy ireo

DH: "nizara ny vola isak'ireo mpino izay nila izany izy ireo "