# nanana tany na trano misoratra aminy Io fehezanteny io dia midika fa izy ireo dia raki-tsoratra manamarina mampiseho fa izy ireo dia manana tany sy trano. # napetraka teo an-tongotr'ireo apostoly DH: "nanolotra izany teo amin'ireo Apostoly" na "nampiseho izany tamin'ireo Apostoly" # nozaraina tamin'ny olona tsirairay arak'izay ilain'izy ireo DH: "nizara ny vola isak'ireo mpino izay nila izany izy ireo "