plt_tn/act/04/26.md

797 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo mpino dia nameno ireo zavatra nambaran'ny Davida Mpanjaka tao amin'ny Salamo izay natombok'izy ireo tao amin'ny 4:23.

Ireo Mpanjakan'ny tany dia nitambatra, ary ireo mpanapaka dia nivondrona hanohitra ny Tompo

Ireo an-dalana roa ireo raha ny marina dia zavatra mitovy ihany. Ireo an-dalana roa ireo dia manamafy ny fitambaran'ny ezakin'ny mpanapakany tany mba hanoherana an'Andriamanitra.

nitambatra ... nivondrona

Io dia manambara fa nanambatra ny tafika izy ireo hiady. DH: 'nanambatra ny tafiny izy ireo ... nanangona ny tokon'izy ireo."

hanohitra ny Tompo, sy hanohitra ny Kristiny

Eto ny teny hoe"Tompo" dia manambara an'Andriamanitra'. Ao amn'ny Salamo ny teny hoe"Kristy" dia manambara an' Messia na ilay tokana voahosotr'Andriamanitra.