# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo mpino dia nameno ireo zavatra nambaran'ny Davida Mpanjaka tao amin'ny Salamo izay natombok'izy ireo tao amin'ny 4:23. # Ireo Mpanjakan'ny tany dia nitambatra, ary ireo mpanapaka dia nivondrona hanohitra ny Tompo Ireo an-dalana roa ireo raha ny marina dia zavatra mitovy ihany. Ireo an-dalana roa ireo dia manamafy ny fitambaran'ny ezakin'ny mpanapakany tany mba hanoherana an'Andriamanitra. # nitambatra ... nivondrona Io dia manambara fa nanambatra ny tafika izy ireo hiady. DH: 'nanambatra ny tafiny izy ireo ... nanangona ny tokon'izy ireo." # hanohitra ny Tompo, sy hanohitra ny Kristiny Eto ny teny hoe"Tompo" dia manambara an'Andriamanitra'. Ao amn'ny Salamo ny teny hoe"Kristy" dia manambara an' Messia na ilay tokana voahosotr'Andriamanitra.