plt_tn/act/04/15.md

1.1 KiB

ireo apostoly

Io dia manambara an/ i Petera sy Jaona.

Inona no tokony ho atao amin'ireto lehilahy ireto?

Ireo mpitarika Jiosy dia nametraka io fanontaniana io tamin-patahorana satria tsy azon'izy ireo an-tsaina izay hanaovana an'i Petera sy Jaona. DH: "Tsy misy zavatra azontsika atao amin'ireo lehilahy ireo!"

Noho ny fahagagana vita tamin'ny alalan'izy ireo dia fantatr'ireo olona rehetra mipetraka eto Jerosalema

DH: "Fa ny rehetra izay mipetraka tao Jerosalema dia nafantatra fa izy ireo dia nahavita fahagagana niavaka"

olona rehetra mipetraka eto Jerosalema

Io dia mety ho fanatavian-dresaka. DH: "saika ny olona rehetra izay nipetraka tao Jerosalema"

Fa mba tsy hiparitahan'izany

Eto ny teny hoe; "izany" dia maneho ny fahagagana na fampianarana izay mety ho tohizan'i Petera sy Jaona ho atao. DH: "mba tsy hisy olona handre izany fahagagana izany intsony" "mba tsy hiparitaka lavitra izany vaovao mahakasika izany fahagagana izany"

tsy hitenenan'izy ireo izany anarana izany intsony

Eto ny teny hoe "anarana" dia maneho an'i Jesosy. DH: "tsy hiteny an'iza na iza momban'i Jesosy"