36 lines
1.5 KiB
Markdown
36 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Nanohy ny teny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy izay nitsangana teo amin'ny faritrin'ny tempoly i Petera.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ao amin'ny andininy faha 22-23 i Petera dia nilaza zavatra izay efanolazain'i Mosesy mialohan'ny natongavan'ny Messia.
|
|
|
|
# Izy ilay tsy maintsy ho raisin'ny Lanitra
|
|
|
|
"Izy ilay itokana tsy maintsy ho raisin'ny lanitra." I Petera dia niresaka momban'ny lanitra tahaka ny olona izay nandray an'i Jesosy tao an-tranony.
|
|
|
|
# tsy maintsy ho raisin'ny Lanitra
|
|
|
|
Io dia midika fa i Jesosy dia mila mijanona any an-danitra satria izany no lahatr'Andriamanitra.
|
|
|
|
# mandra-pahatongavan'ny ora fhmerenana amin'ny laoniny ny zava-drehetra
|
|
|
|
Azo hadika ko hoe: "mandra-patongan'ny fotoana hanatanterahan'Andriamanitra ny zavatra rehetra izay nolazainy mialoha."
|
|
|
|
# momban'izay nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ireo mpaminany masina
|
|
|
|
Rehefa niteny ireo mpaminany tany aloha dia tahaka ny Andriamanitra tenany no niteny satria izy no niteny azy ireo izay tokony ho lazaina. DH: "momban'ireo zavatra nolazain'Andriamanitra taloha ela be ny hoe ny mpaminaniny masina no hiteny momba azy ireo"
|
|
|
|
# ny vavan'ireo mpaminany masina
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "vava" dia maneho ireo teny izay nolazaina sy nosoratan'ireo mpaminany. DH : "ireo tenin'ny mpaminaniny masina"
|
|
|
|
# hanangana mpaminany
|
|
|
|
"hanondro mpaminany iray"
|
|
|
|
# izany mpaminany izany dia ho ringanina tanteraka
|
|
|
|
Azo hadika koa hoe: "Izany mpaminany izany dia ho potehin'Andriamanitra tanteraka.'
|