plt_tn/act/03/21.md

1.5 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nanohy ny teny izay natombony tao amin'ny 3:11 tamin'ireo Jiosy izay nitsangana teo amin'ny faritrin'ny tempoly i Petera.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 22-23 i Petera dia nilaza zavatra izay efanolazain'i Mosesy mialohan'ny natongavan'ny Messia.

Izy ilay tsy maintsy ho raisin'ny Lanitra

"Izy ilay itokana tsy maintsy ho raisin'ny lanitra." I Petera dia niresaka momban'ny lanitra tahaka ny olona izay nandray an'i Jesosy tao an-tranony.

tsy maintsy ho raisin'ny Lanitra

Io dia midika fa i Jesosy dia mila mijanona any an-danitra satria izany no lahatr'Andriamanitra.

mandra-pahatongavan'ny ora fhmerenana amin'ny laoniny ny zava-drehetra

Azo hadika ko hoe: "mandra-patongan'ny fotoana hanatanterahan'Andriamanitra ny zavatra rehetra izay nolazainy mialoha."

momban'izay nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ireo mpaminany masina

Rehefa niteny ireo mpaminany tany aloha dia tahaka ny Andriamanitra tenany no niteny satria izy no niteny azy ireo izay tokony ho lazaina. DH: "momban'ireo zavatra nolazain'Andriamanitra taloha ela be ny hoe ny mpaminaniny masina no hiteny momba azy ireo"

ny vavan'ireo mpaminany masina

Eto ny teny hoe "vava" dia maneho ireo teny izay nolazaina sy nosoratan'ireo mpaminany. DH : "ireo tenin'ny mpaminaniny masina"

hanangana mpaminany

"hanondro mpaminany iray"

izany mpaminany izany dia ho ringanina tanteraka

Azo hadika koa hoe: "Izany mpaminany izany dia ho potehin'Andriamanitra tanteraka.'