plt_tn/act/03/19.md

646 B

Mibebaha, noho izany, ary miverena

Ny teny "mibebaha" sy "miverena" dia manambara ny fanovana ny fomba fisainana, ary fanalavirana ny ota ka hitodika amin'Andriamanitra.

mba ho voavono ny fahotanareo

Azo hadika koa hoe: "mba hamonon'Andriamanitra ny otanareo"

ny fotoana mahavelombelona eo anatrehan'ny Tompo

Ireo mety handikana azy 1) "fotoana hanamafisan'Andriamanitra ny fanahintsika"na 2) "fotoana hameloman'Andriamanitra anareo indray"

mba handefa an'i Kristy

"mba mety handefasany an'i Kristy indray."Izany dia maneho ny fiverenan'i Kristy indray.

izay voatendry ho anareo

Azo hadika koa hoe: "izay notendreny ho anareo"