# Mibebaha, noho izany, ary miverena Ny teny "mibebaha" sy "miverena" dia manambara ny fanovana ny fomba fisainana, ary fanalavirana ny ota ka hitodika amin'Andriamanitra. # mba ho voavono ny fahotanareo Azo hadika koa hoe: "mba hamonon'Andriamanitra ny otanareo" # ny fotoana mahavelombelona eo anatrehan'ny Tompo Ireo mety handikana azy 1) "fotoana hanamafisan'Andriamanitra ny fanahintsika"na 2) "fotoana hameloman'Andriamanitra anareo indray" # mba handefa an'i Kristy "mba mety handefasany an'i Kristy indray."Izany dia maneho ny fiverenan'i Kristy indray. # izay voatendry ho anareo Azo hadika koa hoe: "izay notendreny ho anareo"