plt_tn/act/02/32.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "isika" dia maneho ireo mpianatra sy ireo izay nanatri-maso ny fitsanganan'i Jesosy taorian'ny fahafatesany.
# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny faharoa "izany" dia maneho ireo mpino miteny amin'ny teny hafa rehefa avy nandray ny Fanahy Masina.
# Andriamanitra no nanangana Azy
Eto ny teny hoe "nanangana" dia maneho ny fananganan'Andriamanitra an'Jesosy tamin'ny fahafatesana.
# nasandratry ny tanan'ankavanan'Andriamanitra
"nantsangan'Andriamanitra tamin'ny tanany an-kavanana i Jesosy"
# nasandratrin'ny tanan'ankavana
Io dia maneho ny fanandratan'Andriamanitra an'i Jesosy ho eo amin'ny toeram-boninahitra sy fahefana
# efa narotsany izany
ny teny hoe "narotsany" dia midika fa i Jesosy izay Andriamanitra no nampitranga ireny tranga ireny. Nanao izany Izy tamin'ny fanomezana ny Fanahy Masina hoan'ireo mpino. DH: "Izy no nanao ireo zavatra ireo hitranga"
# narotsany
Eto ny teny "narotsany"dia midika hoe manome am-pitiavana ary be dia be. DH: "nanoma be dia be." Jereo ny fomba nandikanao ny fehezanteny mitovy amin'io ao amin'ny 2:16