16 lines
561 B
Markdown
16 lines
561 B
Markdown
# Nahoana no maheno azy ireo isika, amin'ny fitenintsika tsirairay avy izay nahalehibe antsika?
|
|
|
|
Ireto avy no mety ho dikany 1) io dia fanontaniana tsy miandradra valiny izay nanehon'izy ireo ny fahatalanjonan'izy ireo na 2) io dia tena fanontaniana izay tian'ireo olona ahazo valiny.
|
|
|
|
# amin'ny fitenintsika tsirairay avy izay nahalehibe antsika
|
|
|
|
"amin'ny fiteny izay nianarantsika hatramin'ny fahakely"
|
|
|
|
# Partianina ... Arabo
|
|
|
|
Io dia mitanisa ireo firenena, faritra ary tanàna sasany izay niavin'izy ireo.
|
|
|
|
# Proselyta
|
|
|
|
"nivadika ho amin'ny finoana Jiosy"
|