plt_tn/act/02/08.md

561 B

Nahoana no maheno azy ireo isika, amin'ny fitenintsika tsirairay avy izay nahalehibe antsika?

Ireto avy no mety ho dikany 1) io dia fanontaniana tsy miandradra valiny izay nanehon'izy ireo ny fahatalanjonan'izy ireo na 2) io dia tena fanontaniana izay tian'ireo olona ahazo valiny.

amin'ny fitenintsika tsirairay avy izay nahalehibe antsika

"amin'ny fiteny izay nianarantsika hatramin'ny fahakely"

Partianina ... Arabo

Io dia mitanisa ireo firenena, faritra ary tanàna sasany izay niavin'izy ireo.

Proselyta

"nivadika ho amin'ny finoana Jiosy"