plt_tn/act/01/04.md

941 B

Fampifandraisna ny foto-kevitra

Izany dia nitranga nandritran'ireo 40 andro nisehoan'i Jesosy tamin'ireo mpanara-dia Azy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty.

Fampafantarana amin'ny ankapobeany

Eto ny teny hoe: "Izy"dia manambara an'i Jesosy.

Rehefa nihaona niaraka tamin'izy ireo Izy

Rehefa nihaona niaraka tamin'ireo Apostoliny i Jesosy

ny fampanantenan'ny Ray

Io dia manambara ny Fanahy Masina. DH: "ny Fanahy izay nampanantenain'ny Ray ho alefany"

fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona, fa ianareo dia hatao batisa amin'ny Fanahy Masina

I Jesosy dia nampitaha ny fomba fanaovan'i Jaona Batisa ireo olona ao anaty rano amin'ny fanaovan'Andriamanitra Batisa ao amin'ny Fanahy Masina.

fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona

fa nanao batisa ireo olona tamin' ny rano tokoa i Jaona

fa ianareo dia tokony hatao batisa

Izany koa dia azo avadika tso-drafitra hoe: "Andriamanitra dia hanao Batisa anareo"