# Fampifandraisna ny foto-kevitra Izany dia nitranga nandritran'ireo 40 andro nisehoan'i Jesosy tamin'ireo mpanara-dia Azy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty. # Fampafantarana amin'ny ankapobeany Eto ny teny hoe: "Izy"dia manambara an'i Jesosy. # Rehefa nihaona niaraka tamin'izy ireo Izy Rehefa nihaona niaraka tamin'ireo Apostoliny i Jesosy # ny fampanantenan'ny Ray Io dia manambara ny Fanahy Masina. DH: "ny Fanahy izay nampanantenain'ny Ray ho alefany" # fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona, fa ianareo dia hatao batisa amin'ny Fanahy Masina I Jesosy dia nampitaha ny fomba fanaovan'i Jaona Batisa ireo olona ao anaty rano amin'ny fanaovan'Andriamanitra Batisa ao amin'ny Fanahy Masina. # fa nanao batisa tamin' ny rano tokoa i Jaona fa nanao batisa ireo olona tamin' ny rano tokoa i Jaona # fa ianareo dia tokony hatao batisa Izany koa dia azo avadika tso-drafitra hoe: "Andriamanitra dia hanao Batisa anareo"