plt_tn/2ti/01/12.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fa noho izany antony izany
"Satria apostoly aho"
# mijaly amin'ireny zavatra ireny ihany koa aho
Paoly dia milaza ny maha-gadra azy.
# mitazona izay efa nankiniko taminy Izy
Paoly dia mampiasa sarinteny momban'ny olona misintaka amin'ny zavatra iray miaraka amin'ny olona hafa izay tokony hiaro izany mandra-pameriny izany amin'ilay olona voalohany. Ireo mety ho dikany: 1) Paoly dia mahatoky an'i Kristy hanampy azy hitoetra am-pahatokisana na 2) I Paoly dia mahatoky fa hanome antoka Jesosy fa ny olona dia hanohy hanaparitaka ny hafatry ny filazantsara.
# izany andro izany
Ity dia maneho ny andro hitsaran'Andriamanitra ny olona rehetra.
# Tazomy ny ohatra momba ireo hafatry ny finoana izay henonareo tamiko
"tohizo ny fampianarana ny hevitra marina izay nampinariko anareo" na " ampiasao ny fomba nampianarako anareo toy ny modely hoe amin'ny fomba inona na ahoana ny tokony ampianaranareo"
# miaraka amin'ny finoana sy fitiavana izay ao amin'i Kristy Jesosy
"tahaka ny fahatokisanareo an'i Jesosy Kristy sy ny fitiavanareo Azy"
# Ny zavatra tsara
Ity dia maneho ny asa fitoriana tsara ny filazantsara.
# ambeno... izany
Timoty dia mila mailo satria ny olona dia hanohitra ny asany, hiezaka ny anajanona azy, ary hanova izay lazainy.
# amin'ny alalan'ny Fanahy Masina
"miaraka amin'ny herin'ny Fanahy Masina"