plt_tn/2sa/03/22.md

261 B

babo

Ireo dia zavatra nalaina avy amin'ny fahavalo.

Abnera dia tsy niaraka tamin'i Davida tany Hebrona

Efa lasa niverina nody i Abnera.

hoy izy ireo tamin'i Joaba

"nisy olona niteny tamin'i Joaba"

Nera

Io dia anaran-dehilahy. Raiben'i Saoly izy.