# babo Ireo dia zavatra nalaina avy amin'ny fahavalo. # Abnera dia tsy niaraka tamin'i Davida tany Hebrona Efa lasa niverina nody i Abnera. # hoy izy ireo tamin'i Joaba "nisy olona niteny tamin'i Joaba" # Nera Io dia anaran-dehilahy. Raiben'i Saoly izy.