plt_tn/2ki/25/13.md

818 B

Ary ny amin'ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh ... Kaldeana

"Izany no nanjo ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh ... Kaldeana"

ireo tsangànana

Izany dia ilazana ireo tsanganana varahina azo afindra toerana izay misy kodiarana varahina ihany koa. "tsanganana varahina azo afindra toerana" na "tsanganana varahina misy kodiarana" (UDB)

ireo tavin-drano varahina

"koveta lehibe varahina"

nopotipotehin'ireo

"noravarain'ireo"

lapelina

Fitaovana fanadiovana ny alitara, fa indrindra fanesorana fako, fasika, na lavenona.

izay fampiasan'ny mpisorona eo an-tempoly

"izay fampiasan'ny mpisorona amin'ny asa ao an-tempoly"

Ny vilany famafazan-davenona

Eto dia ilaina ny manazava hoe lavenona toy ny ahoana no tiana hambara. DH: "Ny vilany fanalana lavenona eo amin'ny alitara"