plt_tn/2ki/25/13.md

28 lines
818 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary ny amin'ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh ... Kaldeana
"Izany no nanjo ireo andry varahina izay tao an-tranon'i Yaveh ... Kaldeana"
# ireo tsangànana
Izany dia ilazana ireo tsanganana varahina azo afindra toerana izay misy kodiarana varahina ihany koa. "tsanganana varahina azo afindra toerana" na "tsanganana varahina misy kodiarana" (UDB)
# ireo tavin-drano varahina
"koveta lehibe varahina"
# nopotipotehin'ireo
"noravarain'ireo"
# lapelina
Fitaovana fanadiovana ny alitara, fa indrindra fanesorana fako, fasika, na lavenona.
# izay fampiasan'ny mpisorona eo an-tempoly
"izay fampiasan'ny mpisorona amin'ny asa ao an-tempoly"
# Ny vilany famafazan-davenona
Eto dia ilaina ny manazava hoe lavenona toy ny ahoana no tiana hambara. DH: "Ny vilany fanalana lavenona eo amin'ny alitara"