plt_tn/2ki/24/13.md

16 lines
677 B
Markdown

# izay nataon'i Solomona mpanjakan'Israely
Azonao atao ny mandika izany amin'ny fomba fiteninao mba hahazoan'ny mpamaky fa nisy olona hafa nanampy azy nanao izany.
# Nataony sesitany i Jerosalema manontolo
Izany dia fanitaran-kevitra, ary ny teny hoe "Jerosalema" dia sarinteny ilazana ny olona izay nipetraka tao. DH: "Nalàn'i Nebokadnezara tao Jerosalema avokoa ny olona manan-danja rehetra"
# ireo mpanao tao-zavatra, ary ireo mpanefy
"ny olona izay mahay tao-zavatra vita amin'ny vy"
# Tsy nisy navelany hijanona afa-tsy ireo olona mahantra indrindra teo amin'ny tany.
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Ireo olona mahantra indrindra sisa no nipetraka tao"