plt_tn/2ki/24/13.md

677 B

izay nataon'i Solomona mpanjakan'Israely

Azonao atao ny mandika izany amin'ny fomba fiteninao mba hahazoan'ny mpamaky fa nisy olona hafa nanampy azy nanao izany.

Nataony sesitany i Jerosalema manontolo

Izany dia fanitaran-kevitra, ary ny teny hoe "Jerosalema" dia sarinteny ilazana ny olona izay nipetraka tao. DH: "Nalàn'i Nebokadnezara tao Jerosalema avokoa ny olona manan-danja rehetra"

ireo mpanao tao-zavatra, ary ireo mpanefy

"ny olona izay mahay tao-zavatra vita amin'ny vy"

Tsy nisy navelany hijanona afa-tsy ireo olona mahantra indrindra teo amin'ny tany.

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Ireo olona mahantra indrindra sisa no nipetraka tao"