plt_tn/2ki/24/01.md

12 lines
536 B
Markdown

# Tamin'ny andron'i Joiakima
"Nandritra ny andro nitondràn'i Joiakima an'i Joda"
# nanafika an'i Joda
Ilaina ny mahafantatra izay nitranga rehefa avy nanafika an'i Joda i Nebokadnezara. DH: "nanafika sy nandresy an'i Joda"
# Mifanaraka amin'ny tenin'i Yaveh, izay nolazainy tamin'ny alalan' ireo mpaminany mpanompony izany.
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Izany dia araka ny tenin'i Yaveh izay nolazain'ireo mpaminany mpanompony" na "Tena izany mihitsy no notenenin'i Yaveh tamin'ireo mpaminany mpanompony fa hitranga"