# Tamin'ny andron'i Joiakima "Nandritra ny andro nitondrĂ n'i Joiakima an'i Joda" # nanafika an'i Joda Ilaina ny mahafantatra izay nitranga rehefa avy nanafika an'i Joda i Nebokadnezara. DH: "nanafika sy nandresy an'i Joda" # Mifanaraka amin'ny tenin'i Yaveh, izay nolazainy tamin'ny alalan' ireo mpaminany mpanompony izany. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Izany dia araka ny tenin'i Yaveh izay nolazain'ireo mpaminany mpanompony" na "Tena izany mihitsy no notenenin'i Yaveh tamin'ireo mpaminany mpanompony fa hitranga"