plt_tn/2ki/23/36.md

16 lines
414 B
Markdown

# Zebida
Anaram-behivavy izany.
# Pedaia
Anaran-dehilahy izany.
# Romaha
Ananaran-toerana izany.
# Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joiakima
Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh na ny fomba fanapahany hevitra amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"