plt_tn/2ki/23/36.md

414 B

Zebida

Anaram-behivavy izany.

Pedaia

Anaran-dehilahy izany.

Romaha

Ananaran-toerana izany.

Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joiakima

Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh na ny fomba fanapahany hevitra amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"