plt_tn/2ki/23/34.md

8 lines
309 B
Markdown

# nampandoa hetra ny tany i Joiakima
"Nanangona hetra avy amin'ireo olona tompon'ny tany i Joiakima"
# ny vahoakan'ny tany
"ny vahoakan'ny tanin'i Joda." Ireo mety ho heviny 1) "ny vahoaka izay nipetraka tao amin'ny tanin'i Joda" na 2) "ireo mpanan-karena sy matanjaka indrindra izay nipetraka tany Joda."