# nampandoa hetra ny tany i Joiakima "Nanangona hetra avy amin'ireo olona tompon'ny tany i Joiakima" # ny vahoakan'ny tany "ny vahoakan'ny tanin'i Joda." Ireo mety ho heviny 1) "ny vahoaka izay nipetraka tao amin'ny tanin'i Joda" na 2) "ireo mpanan-karena sy matanjaka indrindra izay nipetraka tany Joda."