20 lines
839 B
Markdown
20 lines
839 B
Markdown
# Na izany aza
|
|
|
|
Nampiasa izany andian-teny ny mpanoratra mba hanehoany fa na dia nanao ireo zavatra tsara ireo aza i Josia, dia mbola tezitra taminy ihany i Joda.
|
|
|
|
# tsy nitsahatra ny firehetan'ny fahatezerana lehiben'i Yaveh, izay nirehitra tamin'i ...
|
|
|
|
Ny afo dia sarinteny ilazana ny fahatezerana, ny firehetan'ny afo dia ilazana fa efa manomboka mihatezitra izy. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nitsahatra ny firehetan'ny fahatezerany lehibe i Yaveh satria, izay mbola nirehitra ihany" na "Tsy nanajanona ny fahavinirany i Yaveh satria tezitra mafy Izy"
|
|
|
|
# nihantsian'i Manase Azy
|
|
|
|
"nahatezitra azy"
|
|
|
|
# tsy ho eo imasoko
|
|
|
|
"tsy ho eo amin'izay misy Ahy" na "tsy ho eo akaikiko"
|
|
|
|
# Ho ao ny anarako
|
|
|
|
Ny anaraka dia sarinteny ilazana ny voninahitra izay atolotry ny vahoaka ho an'olona iray. DH: "Hanompo Ahy any ny olona"
|