plt_tn/2ki/23/26.md

839 B

Na izany aza

Nampiasa izany andian-teny ny mpanoratra mba hanehoany fa na dia nanao ireo zavatra tsara ireo aza i Josia, dia mbola tezitra taminy ihany i Joda.

tsy nitsahatra ny firehetan'ny fahatezerana lehiben'i Yaveh, izay nirehitra tamin'i ...

Ny afo dia sarinteny ilazana ny fahatezerana, ny firehetan'ny afo dia ilazana fa efa manomboka mihatezitra izy. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nitsahatra ny firehetan'ny fahatezerany lehibe i Yaveh satria, izay mbola nirehitra ihany" na "Tsy nanajanona ny fahavinirany i Yaveh satria tezitra mafy Izy"

nihantsian'i Manase Azy

"nahatezitra azy"

tsy ho eo imasoko

"tsy ho eo amin'izay misy Ahy" na "tsy ho eo akaikiko"

Ho ao ny anarako

Ny anaraka dia sarinteny ilazana ny voninahitra izay atolotry ny vahoaka ho an'olona iray. DH: "Hanompo Ahy any ny olona"