12 lines
434 B
Markdown
12 lines
434 B
Markdown
# nanaraka ireo lalàna rehetra izay nandehanan'ny rainy
|
|
|
|
"nandeha tamin'ny lalana rehetra izay nandehanan'ny rainy." Ny fomba fiainan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe nandeha tamin'ny lalana iray izany olona izany. DH: "niaina tanteraka ny fomba izay niainan'ny rainy"
|
|
|
|
# Nandao an'i Yaveh
|
|
|
|
"Niala tamin'i Yaveh" na "Tsy nihaino an'i Yaveh intsony"
|
|
|
|
# nitetika hanohitra azy
|
|
|
|
"nanao drafitra ary niara-niasa mba hamelezana azy"
|