plt_tn/2ki/21/21.md

434 B

nanaraka ireo lalàna rehetra izay nandehanan'ny rainy

"nandeha tamin'ny lalana rehetra izay nandehanan'ny rainy." Ny fomba fiainan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe nandeha tamin'ny lalana iray izany olona izany. DH: "niaina tanteraka ny fomba izay niainan'ny rainy"

Nandao an'i Yaveh

"Niala tamin'i Yaveh" na "Tsy nihaino an'i Yaveh intsony"

nitetika hanohitra azy

"nanao drafitra ary niara-niasa mba hamelezana azy"