plt_tn/2ki/18/28.md

12 lines
430 B
Markdown

# amin'ny fahefako
Ny hoe "ny fahefako" dia ilazana fa manana ny fahefany manokana ny mpanjaka. DH: "amiko" na "amin'ny herin'ny tafiko"
# ity tanàna ity dia tsy hatolotra ho eo an-tanan'ny mpanjakan'ny Asyria.
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy hamela ny tafiky ny mpanjakan'i Asyria haka ity tany ity mihitsy i Yaveh"
# eo an-tanan'ny
Ny hoe "tanana" dia sarinteny ilazana ny fifehezana, fahefana ary ny hery.