plt_tn/2ki/18/28.md

430 B

amin'ny fahefako

Ny hoe "ny fahefako" dia ilazana fa manana ny fahefany manokana ny mpanjaka. DH: "amiko" na "amin'ny herin'ny tafiko"

ity tanàna ity dia tsy hatolotra ho eo an-tanan'ny mpanjakan'ny Asyria.

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy hamela ny tafiky ny mpanjakan'i Asyria haka ity tany ity mihitsy i Yaveh"

eo an-tanan'ny

Ny hoe "tanana" dia sarinteny ilazana ny fifehezana, fahefana ary ny hery.