plt_tn/2ki/17/21.md

806 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy amin'ny fampifandraisana ny tantara ny anton'ny fitsran'i Yaveh ny Israely.

nanaisotra ny Israely ... Izy

Ny hoe "nanaisotra" dia sarinteny ilazana ny fanalà an-kerisetra. DH: "Nanala ny vahoakan'Israely i Yaveh"

tamin'ny fitohizan-taranak'i Davida

"tamin'ny fitsipik'ireo taranak'i Davida" (UDB)

Nitarika ny Israely hiala tamin'ny fanarahana an'i Yaveh

"Nampivily ny Israely hiala tamin'ny fanarahana an'i Yaveh"

tsy niala tamin'ireny izy ireo

"Tsy nijanona nanota ireo Israelita" na "tsy nandao ny fahotany izy ireo (UDB)

ka nesorin'i Yaveh teo imasony ny Israely

Ny hoe "imasony" dia sarinteny ilazana ny fisarihana ny sain'i Yaveh sy ny fiahiany. DH: "ka nesorin'i Yaveh teo imasony sy teo amin'ny fiahiany ny vahoakan'Israely"